

1 Korintiana 15: 58 / 1 Corinthiens 15: 58
Manatanteraka hetsika iray anatin'ny taona ny Synodamparitany reniny entina hanohanana ireo asa tanterahina anatin'ny taona. Iarahana amin'ny Filohan'ny FJKM, Dr. ANDRIAMAHAZOSOA Ammi sy ireo tanora ny hetsika amin'ity taona 2025 ity.
Ny fivarotana tapakila dia misokatra hatramin'ny 11 ora maraina fara-fahatarany.
Mivory in-droa isan-taona ny Komity Lehiben'ny Synodamparitany.
Toerana: Petite salle, Le Voilier 91
ZA Les Loges, 6 Rte des Loges, 91180 Saint-Germain-lès-Arpajon, France
Toerana: Petite salle, Le Voilier 91
ZA Les Loges, 6 Rte des Loges, 91180 Saint-Germain-lès-Arpajon, France